Fivavahana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Fivavahana ao Madagasikara any amin'i Fivavahana eto Madagasikara ary nanitsaka fihodinana
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Ombiasa.jpg|vignette|277x277px|Sary sokitra maneho ombiasy iray amperin'asa.]]
Ny '''fivavahana''' '''ao'''/'''eto''' '''Madagasikara''' dia mitovitovy amin'ny an'ireo firenena ao Afrika ahitana ny fifanojoan'ny fivavahana maro samihafa izay miteraka fanao ara-pivavahana isan-karazany<ref><small>Blanchy Sophie, ''Les dieux au service du peuple : itinéraires religieux, médiations, syncrétisme à Madagascar'', Paris, Karthala, 2006, 536 <abbr>p.</abbr> (<nowiki>ISBN 978-2-84586-739-0</nowiki> et 2-84586-739-5, [https://books.google.fr/books?id=e1JDGGaHZvAC&dq=syncr%C3%A9tisme+%C3%A0+madagascar+%22itin%C3%A9raires+religieux%22&lr=&hl=fr&source=gbs_navlinks_s Vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.fr%2Fbooks%3Fid%3De1JDGGaHZvAC%26dq%3Dsyncr%25C3%25A9tisme%2B%25C3%25A0%2Bmadagascar%2B%2522itin%25C3%25A9raires%2Breligieux%2522%26lr%3D%26hl%3Dfr%26source%3Dgbs_navlinks_s&#x20;+Tahiry Tahiry]])</small></ref>. Ny tena be mpanaraka dia ny [[Fivavahan-drazana malagasy|fivavahan-drazana]] sy ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fivavahana kristiana]] ary ny [[Finoana silamo eto Madagasikara|finoana silamo]]. Hita koa ny fivavahana hafa toy ny [[Bahaisma eto Madagasikara|bahaisma]] sy ny [[Hindoisma eto Madagasikara|hindoisma]]. Efa eto Madagasikara koa izao ny [[jodaisma]].
 
== Ny fivavahan-drazana malagasy ==
Andalana faha-26:
 
==== Fielezany ====
Amin'izao fotoana izao dia ny 1%n'ny mponin'i Madagasikara dia Miozolmana ka [[KomorianaKômôro|Kômôriana]] sy [[Karàna]] ([[IndianinaIndia|Indiana]] sy [[Pakistaney]]) ny ankamaroany dia any amin'ny tapany avaratra-andrefan'ny [[Mahajanga (faritany)|Faritanin'i Mahajanga]] sy any amin'ny [[Faritanin'Antsiranana]]<ref><small>[http://features.pewforum.org/muslim-population-graphic/#/Madagascar The Future of the Global Muslim Population - Madagascar] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffeatures.pewforum.org%2Fmuslim-population-graphic%2F%23%2FMadagascar archive]]</small></ref>. I Mohammed V, mpanjakan'i [[Marôka]], izay nialokaloka teto Madagasikara, no nahataona Malagasy sasany ho lasa [[Finoana silamo eto.Madagasikara|Silamo]].
 
Nanomboka tamin'ny taona 2010 dia nihanitombo ny [[integrisma miozolmana]] izay vatsian'ny firenena any amin'ny [[Helodrano Persika]] sy avy any [[Pakistàna]] vola. Manahy noho izany ireo Miozolmana mpanaraka ny Finoanafinoana silamo tranainy sy ny mpandraharaha silamo. Tsara ho marihina koa fa mitombo tanjaka ny [[salafisma]] ao amin'ny Tangoronosin'i KomoroKômôro<ref><small>Renaud Girard, "[http://www.lefigaro.fr/international/2017/10/19/01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php Madagascar, nouvelle terre de conquête des islamistes]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Finternational%2F2017%2F10%2F19%2F01003-20171019ARTFIG00315-madagascar-nouvelle-terre-de-conquete-des-islamistes.php tahiry]], ''Le Figaro'', 20/10/2017, p. 17.</small></ref>
 
== Hindoisma eto Madagasikara ==