Diakra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sokaji-mpanao raharaha ao am-piangonana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''diakra''' na '''diakona''' dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin'ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana. Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran'ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakra. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin'ny fiangonana. Avy amin'ny [[teny grika]] hoe διάκονος / ''diakonos'', izay midika hoe "mpanimpompan*mpo" ny teny hoe ''diakra'' na ''diakona''.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Pretra]]
 
* [[Eveka]]