Pastora: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpitondra fiangonana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Martin Luther King Jr NYWTS.jpg|vignette|Martin Luther King (1929-1968), pastora batista.]]
Ny '''pastora''' na '''pasitera''' dia olona misahana ny fitantanana sy ny fampianarana ao amin'ny fiangonana, ka ny fiangonana [[Protestantisma|prôtestanta]] sy ny [[Evanjelisma|fiangonana ara-pilazantsara]] (na evanjelika) no ahitana izany. Ahitana pastora ([[diakra]] na [[pretra]]) koa ny [[Eglizy katôlika rômanina|fiangonana katôlika]] na [[ôrtôdôksa]], nefa tsy raisina amin'ny heviny mitovy amin'ny an'ny Prôtestanta na ny Evanjelika ny hevitr'io teny io.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Pretra]]
 
* [[Eveka]]