Ambositra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Endri-tsoratra
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-40:
Maro ny vahiny avy amin'ny firenen-tsamihafa no mandalo ao Ambositra hizaha tany. Ireo entana vokatry ny asatanana, sikotra Zafimaniry no tena tsidihin'ny [[vazaha]] ao Ambositra tanàna. Any amin'ny faritra Antoetra sy [[Zafimaniry]] kosa no misy ireo hazoala sy biby mampiavaka an'Ambositra.
 
== Fampianarana sy fFanabeazanafanabeazana ==
 
Mampiana-janaka ny mponin'Ambositra. Misy sekoly maro ao Ambositra fa ny tena lehibe dia ny Lycée Saint Louis tantanan-dry Frera des Ecoles Chrétiennes, ny Lycée Saint Joseph de Cluny. Efa misy [[oniversite]] ihany koa ao Ambositra: ny Institut Supérieur Technologique Ambositra (+ Aumonérie Catholique Universitaire Ambositra). Eny Ankorombe no anofanana ireo [[Zandaromeria|Zandary]] rehetra miasa eto Madagasikara (EGNA).