Fiteny grika kôine: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
Ny hoe ''kôine'' dia avy amin' ny teny grika hoe ''κοινή'' / ''koinế'' (izay midika hoe "iraisana" na "iombonana") izay fanafohezana ny andian-teny hoe ''κοινὴ διάλεκτος'' / ''koinề diálektos'' (izay midika hoe "endri-piteny iraisana"). Atao hoe ''Ελληνιστική Κοινή'' / ''Hellênistikê Koiné'' koa izy amin' ny teny grika.
 
== Tantaran' ny fiteny grika koinekôine ==
[[Sary:Hellenistic Greek.png|vignette|276x276px|Ny faritra niteny grika koine nandritra ny vanimpotoana helenistika (taona 323 - 31 tal. J.K.)
 
Andalana faha-16:
* Manga tanora: Faritra nandray ny kolontsaina grika;
]]
Ny fiteny grika koinekôine dia nivoatra ho fiteny iraisan' ny tafik' i [[Aleksandra Lehibe]], satria endri-piteny grika maro no nampiasaina talohan' izay.
 
Tamin' ny fiafaran' ny fakan' ny MakedonianaMakedôniana tany dia nampiasain' ny olona hatrany [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] ka hatrany amin' ny sisin-tanin' i [[India]] ity fiteny iraisana ity. Nivoatra avy tamin' ny [[Fitenyfiteny grika klasika|grika klasika]] ny fiteny grika koinekôine. Ny fiteny grikan' ny [[Andro Antenantenany]] (taonjato voalohany hatramin' ny taona fanorenan' i [[Konstantino I]] an' i KonstantinopolyKônstantinôpôlisy tamin' ny taona 330 taor. J.K. ka efa fivoaran' ny fiteny grika koinekôine izany.
 
Ny vanimptoana taorian' ny fiteny grika klasika dia fotoana niforonan' ny fiteny grika koinekôine sy nivoarany nandritra ny vanimpotoana helenistika sy romana[[Rôma|rômana]] ao amin' ny tantara grika, hatramin' ny tapany farany amin' ny [[Andro Taloha]].
 
== Fiavian' ny fiteny grika koine ==