Fiteny grika kôine: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:P46.jpg|vignette|Sombin'ny [[Epistily faharoa ho an'ny Korintiana]] (2Kor. 11.33 - 12.9) amin'ny fiteny grika koine.]]
Ny '''fiteny''' '''grika''' '''koinekôine''' na '''grika''' '''koinekôine''' na '''grikan'ny''' '''Baiboly''' dia endriky ny [[fiteny grika]] (raha ny marina dia ny fiteny grika tranainy) izay notenenin' ny olona tamin' ny vanimpotoana sy tontolo nanjakan' ny kolontsaina grika (vanim-potoana helenika) ary nampanarahim-penitra tamin' ny vanimpotoana nampiroborobo ny kolontsaina grika. Tsy ny Grika ihany no nampiasa io fiteny io fa ny hafa firenena izay nandray manontolo na ampahany ny kolontsaina grika na ireo olona te hampita ny heviny tamin' ny olona samihafa firenena tamin' izay.
 
Avy amin' ny endrika ionianaiôniana-atikan' ny fiteny grika izay nisisihan' ny endrika hafan' ny fiteny grika ny koinefiteny grika kôine<ref><small>Définitions [http://www.cnrtl.fr/lexicographie/koin%C3%A8/0 lexicographiques] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.cnrtl.fr%2Flexicographie%2Fkoin%25C3%25A8%2F0]] et [http://www.cnrtl.fr/etymologie/koin%C3%A8/0 étymologiques] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.cnrtl.fr%2Fetymologie%2Fkoin%25C3%25A8%2F0]] de « koinè » (sens A. 1.) du ''Trésor de la langue française informatisé'', sur le site du Centre national de ressources textuelles et lexicales.</small></ref>.
 
Tamin' io fiteny io no nanoratana bokim-pivavahana maro toy ny boky ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin' ny [[Baiboly]]. Teny ofisialinôfisialin' ny fitantanan-draharaha tamin' izany fotoana izany koa ny fiteny grika koinekôine tao amin' ireo faritra iharanniharan' ny kolontsaina grika ka nifaninana tamin' ny [[fiteny latina]] izy tamin' izany.
 
== Fiforonan-teny ==