Fiteny indô-eorôpeanina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-12:
Ny vondrom-[[Fiteny tôkariana|piteny tôkariana]] na [[Fiteny agni-kotsy|agni-kotsy]] dia ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin'ny lemak'i Tarima tamin'ny taonarivo voalohany taor. <abbr>J.K.</abbr>, ao atsimion'ny faritra mizakatenan'i Xinjiang any [[Sina]].
 
=== Ny vondrom-piteny baltobaltô-slava ===
Ny vondrom-[[Fiteny balto-slava|piteny baltobaltô-slava]] dia misampana roa, ka ahitana ireo [[fiteny balta]] sy ireo [[fiteny slava]].
 
* Fiteny balta ([[fiteny litoaniana]], fiteny letôna (na letviana), fiteny korôniana, fiteny selôniana, fiteny semigaliana, fiteny prosiana taloha, fiteny skalviana, fiteny sodôviana).
Andalana faha-21:
Ny vondrom-[[Fiteny keltika|piteny keltika]] na seltika dia misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika an-tanibe sy ireo fiteny keltika a-nosy (ireo [[fiteny gaelika]] sy ireo [[fiteny britônika]]).
 
* Fiteny keltika an-tanibe: fiteny gaoloà, fiteny lepontikalepôntika, fiteny keltibera, fiteny galatiana (na galata), fiteny norika,
 
* Fiteny gaelika: fiteny ekôsey, [[fiteny irlandey]], fiteny gaelga),
* Fiteny britônika: fiteny galoà na kimrika, fiteny kornikakôrnika, [[Fiteny bretona|fiteny bretôna]], fiteny kambriana ary fiteny pikta.
 
=== Ny vondrom-piteny jermanika ===
Andalana faha-37:
 
=== Ny vondrom-piteny indô-iraniana ===
Ny vondrom-[[Fiteny indô-iraniana|piteny indô-iraniana]] dia ahitana ireo [[fiteny iraniana]] (na iranika) sy ireo [[Fiteny indo-ariana|fiteny indô-ariana]] ary ny fiteny noristany.
 
* Fiteny iranika: isan'izy ireo ny fiteny avestika, ny [[fiteny persiana taloha]], ny fiteny iraniana antenantenany, ny [[fiteny persana vaovao]], ny [[fiteny pastô]] (ao Afghanistàna), ny [[fiteny korda]], ny [[fiteny balotsy]], ny fiteny skitiana, ny fiteny sarmatiana ary ny [[fiteny osetaôsetiana]].
 
* Fiteny indô-ariana: isan'ireo ny [[fiteny sanskrita]], ireo fiteny prakrita, ny [[Fiteny hindi|fiteny hindy]], ny [[fiteny ordo]], ny [[fiteny bengaly]], ny [[fiteny gojaraty]], ireo fiteny indiana, ny [[fiteny nepaly]], ny [[fiteny singaley]], ireo fiteny darda (fiteny kasmiry, fiteny romany).
Andalana faha-45:
 
=== Ny vondrom-piteny italika ===
Mizara ho sampana telo ny vondrom-[[Fiteny italika|piteny italika]], dia ireo [[fiteny latiniana]] (na [[Fiteny latinolatinô-faliska|latinolatinô-faliska]]) sy ireo [[fiteny ôsko-ômbriana]].
 
* Fiteny latiniana na latinolatinô-faliska, izay ahitana ny [[fiteny latina]], ny fiteny faliska, ireo [[fiteny rômana]] (fiteny sarda, [[fiteny romaniana]], fiteny dalmatika, [[fiteny italiana]], [[fiteny espaniola|fiteny espaniôla]], [[fiteny ladino|fiteny ladinô]], [[Fiteny portogey|fiteny pôrtogey]], [[fiteny frantsay]], [[fiteny ôksitana]], [[Fiteny katalàna|fiteny katalana]], [[Fiteny romantsa|fiteny rômantsa]], [[fiteny ladîna]], fiteny friôlana), sns.
 
* Fiteny ôskoôskô-ômbriana, izay ahitana fiteny tsy misy mampiasa intsony, dia ny fiteny ôska sy ny fiteny ômbriana ary ny fiteny maro hafa koa.
 
=== Ny fiteny albaney sy ny fiteny armeniana ===