Fiteny pastô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Man from northern Pakistan.jpg|vignette|276x276px|Lehilahy pastona any Pakistàna]]
Ny '''fiteny pastô''' na '''pasto''' na '''patstô''' (arakaraka ny faritra) dia [[fiteny]] ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]] atsinanana, izay tetenina ao [[Afganistàna]] (isan'ny fiteny ôfisialin'io firenena io, manampy ny [[fiteny persana]] sy ny [[fiteny dary]]) sy ao [[Pakistàna]] sady tenenin'ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe Patstona na Pastona ny mpiteny pastô.