Fiteny tajiky: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Nanisy sary |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Tajik people.jpg|vignette|269x269px|Vehivavy sy lehilahy tajiky]]
Ny '''fiteny tajiky''', na '''fiteny tôjik'''y, dia endriky ny [[fiteny persana]] (na farsy) tenenina ao [[Tajikistàna]]. Mitovitovy amin'ny [[fiteny dary]] izay samy endriky ny fiteny persàna io fiteny io. Ao amin'ny fianakaviam-piteny [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]] no misy azy.
|