Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-38:
}}
[[Sary:Iranian-languages-map.jpg|vignette|259x259px|Sarintany maneho ny faritra ahitaa ny mpiteny persana sy fiteny iraniana hafa. Io miloko maitso io ny manandrify ny fiteny persana ]]
Ny '''fiteny persana''' na f'''iteny farsy''' (فارسی dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]], ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]]. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny persana any Iràna ary ny any [[Afganistana]] misy 16 tapitrisa. Misy mpiteny persana koa ny any [[Tajikistana|Tajikistàna]], ny any [[Bareina]] ary ny any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). Atao hoe فارسی / ''fārsī'' ny anaran'ny fiteny persana any Iràna sy any Afganistàna. Endrika arabon'ny teny hoe ''parsi'', ny hoe ''farsi'' satria tsy manana renifeo ''p'' ny [[abidy arabo]].
 
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo: endriky ny fiteny persàna isam-paritra ny [[fiteny dary]] (fiteny ôfisialy ao Afganistàna) sy ny [[fiteny tajiky]] (fiteny ôfisialin'i Tajikistàna) izay tenenina koa ao [[Kirgizistana|Kirgizistàna]], ao [[Torkmenistàna]], ao [[Ozbekistàna]] ary koa ao [[Kazakstàna]].