Fiteny pastô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Karazam-piteny iraniana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny pastô''' na '''pasto''' na '''patstô''' (arakaraka ny faritra) dia [[fiteny]] ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]] atsinanana, izay tetenina ao [[Afganistàna]] (isan'ny fiteny ôfisialin'io firenena io, manampy ny [[fiteny persànapersana]] sy ny [[fiteny dary]]) sy ao [[Pakistàna]] sady tetenintenenin'ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe [[Patstona (vahoaka)|Patstona]] na Pastona ny mpiteny pastô.
 
== Jereo koa ==