Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-38:
}}
 
Ny '''fiteny persana''' (فارسی /na f''fārsī'iteny farsy')'' (فارسی dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]], (maheryao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]]. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny persana any Iràna), ary ny any [[Afganistana]] (misy 16 tapitrisa),. Misy mpiteny persana koa ny any [[Tajikistana|Tajikistàna]], ny any [[Bareina]] ary ny any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). Atao hoe فارسی / '''Farsi'fārsī'' (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any IranaIràna sy any Afganistàna. (endrikaEndrika arabo anarabon'ny teny hoe ''parsi'', ny hoe ''farsi'' satria tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any [[Aziaabidy Afovoanyarabo]]), na dari (any Afganistàna).
 
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo.: endriky ny fiteny persàna isam-paritra ny [[fiteny dary]] (fiteny ôfisialy ao Afganistàna) sy ny [[fiteny tajiky]] (fiteny ôfisialin'i Tajikistàna) izay tenenina koa ao [[Kirgizistana|Kirgizistàna]], ao [[Torkmenistàna]], ao [[Ozbekistàna]] ary koa ao [[Kazakstàna]].

Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].
 
== Jereo koa ==