Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-38:
}}
 
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny any IranaIràna), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana|Tajikistàna]], any [[BahreinaBareina]] ary any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiktajiky). Manana'''Farsi''' satam-mpiteny ofisialy(فارسی) ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny tontalinanaran'ny mpitenyfiteny persana diaany misyIrana 75sy tapitrisa.any NyAfganistàna fiteny(endrika persanaarabo dia fiteny eo aminan'ny vondrom-piteny indo-eoropeana ao amin'ny'parsi'', sampanatsy indo-arianina.manana Nyrenifeo rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny'p'' alalan'ny [[abidy arabo]]); nyparsi fiteny(پارسی persanafanononana na dia tsy manaman-pifandraisanatoerana amin'nytaloha, [[fiteny arabo]] aza izy nambola aminampiasain'ny lafin'nympiteny); voambolana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistanatajiky (syfiteny any Ozbekistana miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidyAzia sirilikaAfovoany]]), nyna [[fitenydari tajiky]](any Afganistàna).
 
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].
'''Farsi''' (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any [[Azia Afovoany]]), na dari (any Afganistana).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny iraniana]] sasantsasany: [[fiteny zazaky]] - [[fiteny ôsetiana]] - [[fiteny lôry]] - [[fiteny korda]] - [[fiteny farsy]] - [[fiteny dary]] - [[fiteny tajiky]] - [[fiteny pastô]] - [[fiteny balotsy]] - [[fiteny gilaky]] - [[fiteny talisy]] - [[fiteny mazandarany]].
=== Rohy ivelany ===
 
=== Rohy ivelany ===
* [http://www.persianlanguage.ir Persian language] (Persian)
* [http://www.freelang.com/dictionnaire/iranien.html Raki-bolana persana-fratsay/frantsay-persana] [[Freelang]]