Fiteny pastô: Fahasamihafan'ny versiona

fiteny
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Karazam-piteny iraniana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 11:02

Ny fiteny pastô na pasto na patstô (arakaraka ny faritra) dia fiteny iraniana atsinanana izay tetenina ao Afganistàna (isan'ny fiteny ôfisialin'io firenena io, manampy ny fiteny persàna sy ny fiteny dary) sy ao Pakistàna sady tetenin'ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe Patstona na Pastona ny mpiteny pastô.

Jereo koa