Arama (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms of the Levant Map 830.png|vignette|337x337px|Sarintanin'ny Atsinanana Akaiky tamin'ny taonjato faha-9. ]]
I [[Arama (faritra)|'''Arama''']] dia faritra tao avaratra-atsinanan'ny [[AtsinanaAtsinanana Akaiky]] eo anelanelan'ny tangoron-tendrombohitr'i [[Libàna]] (na Libanona) sy ny ony [[Eofrata]] izay mifanandrify amin'i [[Siria]] ankehitriny. Atao hoe '''Arameana''' ny mponina tamin'io faritra io tamin'ny [[Andro Taloha]] tamin'ny taonjato faha-11 tal. J.K. hatram'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Ny [[fiteny arameana]] no fiteniny. Resahina ao amin'ny [[Baiboly]] ny faritr'i Arama.
 
Tamin'ny andron'ny [[Akady|Empira akadiana]] sy ny [[Somera|Empira someriana]] vaovao ary ny [[Asiria|Empira asiriana]] taloha dia "''Tanin'ny Amoro''" no nahalalana azy satria ny [[Amorita|Amôrita]] no betsaka nonina tao. Tamin'ny andron'ny Empira asiniana vaovao sy ny [[Babilona|Empira babilonianababilôniana]] ary ny [[Empira akemenida]] dia fantatra tamin'ny anarana hoe Ebera-Nary ny faritr'i Arama.
 
== Jereo koa: ==