Tiberiada: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna any Israely
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Tiberiada''' na '''Tiberiasy''' dia tanàna renivohitr'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia), ao amin'ny tapany avaratr'i [[Israely]]. Amin'ny [[teny hebreo]] izy dia atao hoe טבריה / ''Tverya'', amin'ny [[teny grika]] dia atao hoe Τιβεριάς / ''Tiberias'', amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Tiberias'', ary amin'ny [[teny arabo]] dia atao hoe طبرية / Tabarīya. Tanàna manan-tantara sy mahasintona mpizaha tany i Tiberiada. Ny tanàna taloha dia hita ao amin'ny tapany atsimon'ny tanàna ankehitriny.
 
== Jereo koa ==