Tsindrimpeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Isan'ny singa anavahana teny iray
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 09:33

Ny tsindrimpeo na tsindrim-peo, amin'ny haiteny sy ny fitsipiteny dia ny fampivoirana vaninteny ao amin'ny voanteny amin'ny fampiakarana ny haavony na fampitomboana ny vaikany na fampitomboana ny halavany na amin'ny alalan'y fanakambanana ny roa na telo amin'ireo toetra telo ireo. Misy izany ny tsindrimpeon-kaavo sy ny tsindrimpeom-baika ary ny tsindrimpeon-kalava. Amin'ny fiteny malagasy, ohatra, ny vanteny hoe tanana (rasam-batana) sy tanàna (toerana misy trano fonenenana) dia avahan'ny fiovan'ny toerana misy ny vaninteny misy ny tsindrimpeo.