Lahatsoratra Masôretika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Lahatsoratra masoretika ho Lahatsoratra masôretika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
Ny '''lahatsoratra masoretikamasôretika''' na '''soratra masoretikamasôretika''' dia ny lahatsoratry ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] nampitain'ireo [[Masorah|Masôrah]], vokatry ny asan'ireo manam-pahaizana jiosy atao hoe [[MasoretaMasôreta]] tamin'ny [[Andro Taloha]] sy tamin'ny [[Andro Antenantenany]]. Mety tao amin'ny lahatsoratra atao hoe "protoprôtô-masoretikamasôretika" voasoratra tamin'ny faran'ny taonjato voalohany tal. J.K. Tamin'ny fanombohan'ny vanim-potoana kristiana dia noraisina hatao fototra hiaingana amin'ny fandikan-tenin'ny Baiboly maro ny lahatsoratra masoretikamasôretika, ka isan'izany ny ''[[Peshitta]]''.
 
== Fampitahana amin'ireo lahatsoratra hafa ==
Ny lahatsoratra masoretika dia ahitana fahasamihafana amin'ny dikan-teny na fanitsiana hafa tranain'ny Baiboly, toy ny [[Baiboly samaritana]], ny [[Septoajinta]] ary ny [[Soratanam-piraketan'i KomrànaKomràno]] izay ahitana fifanahafana eo amin'izy samy izy amin'ny andalana sasany tsy itovizanyitoviany amin'ny lahatsoratra masoretikamasôretika. IznyIzany dia nahatonga ny eo amin'ny sehatry ny fikarohana momba ny Baiboly hihevitra fa mitovy lenta amin'ny maha samy karazam-Baiboly azy toy ireo karazany hafa ny lahatsoratra masoretikamasôretika izay napetraka ho filamatra taorian'ny naharavan'ny [[Tempolin'i Jerosalema]].
 
== Fanisiana mari-janapeo sy mari-tsindrimpeo ==
Voasoratra amin'ny [[abidy hebreo]] izay tsy ahitana afa-tsy renisoratra ny Baiboly hebreo tany ampiandohanyam-piandohany. Ny fametrahana ny marika maneho [[zanapeo]] (atao hoe ''nikkud'') sy maneho [[tsindrimpeo]] dia mety ho natao tamin'ny Andro Antenantenany, na dia mihevitra aza i Johannes Buxtorf tamin'ny taonjato faha-17 sy ny maro hafa fa efa hatramin'ny andron'i [[Ezra]] (na Esdrasa) no nanaovana izany. Ny fomba fametrahana ireo marika ireo, izay nataon'ny [[Jiosy]] tany Babilona[[Babilôna]] (izay atao hoe "lamina babilonianababilôniana") dia voasolon'ny an'ny Jiosy tany [[Palestina]] (izay atao hoe "lamina tiberiana") izay niforona tamin'ny taonjato faha-9 na faha-10 taor. J.K. Ny Kodeksan'i Alep, izay angamba dika mitovy voalohany fenon'ny lahatsoratra masoretikamasôretika, dia voasoratra tamin'ny taonjato faha-10 taor. J.K.