Fiteny semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-16:
 
=== Taonarivo faha-2 tal. J.K. ===
Ny fiteny semitika atsinanana no manjaka tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. tao [[Mesôpôtamia]] (na Mezôpôtamia). Ny hoe [[Fiteny akadiana|''fiteny akadiana'']] dia teny mahafaobe ampifanoherina amin'ny hoe [[Fiteny someriana|''fiteny someriana'']] izay manondro fiteny tsy semitika notenenina tao Mesôpôtamia Ambany. Ny arkeôlôjia dia nanome tahirin-tsoratra amin'ny endrisoratra miendr-tsopantsika
 
rrt a mierd-i-pantsika izay vita teo anelanelan'ny taona 2500 sy ny vaninandro kristiana<ref name=":0" />.
 
Ny fiteny semitika tandrefana izay notenenina tao [[Siria]] sy ao [[Iemena]] dia namoaka lahatsoratra tsikelikely. Nisy lahatsoratra tamin'ny fiteny prôtô-kananeana izay vita tamin'ny taona 1500 tal. J.K. sady manaporofo ny fampiasana fiteny semitika tandrefana iray tamin'io vanim-potoana io. Nisy tanimanga fanoratana voasoratra amin'ny [[fiteny ogaritika]]<ref><small>Stanislav Segert, ''A Basic Grammar of the Ugaritic Language: With Selected Texts and Glossary'', University of California Press, 1984.</small></ref> hita tao Siria Avaratra, izay vita tamin'ny taona 1300 tal. J.K. Tamin'io fotoana io dia nisy Arameana mpifindrafindra toeram-pivelomana niditra tao amin'ny tany efitr'i Siria.