Fiteny semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-32:
 
==== Ny fiteny semitika atsinana ====
Ity sampana ity dia tsy ahitana afa-tsy ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy [[Fiteny asiriana|asiriana]] ary [[Fiteny babiloniana|babilonianababilôniana]], iretsy roa farany dia fitenim-paritry ny akadiana. Fantatra noho ny fisiana soratra tamin'ny taona 3000 tal. JK. avy any [[MesopotamiaMesôpôtamia]] ny fiteny akadiana tao amin'ny ampahany amin'i [[Iràka]]. Ny fiteny akadiana no nisolo ny [[Fiteny someriana|fiteny someriana]]. Voasoratra tamin'ny fiteny akadiana ny lahatsoratra ''Enuma Elish'' sy ny ''Tononkalon'i Gilgamesh''.
 
Ny fiteny asiriana dia tao amin'ny tapany avaratr'i [[Mesopotamia]]Mesôpôtamia fa ny fiteny babilonianababilôniana kosa tao atsimo. Ny [[farao]] Amenofisy IV (izay atao hoe koa AkenatonaAkenatôna) dia nampiasa io fiteny io rehefa mifandray amin'ireo solontenany any [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] sy Siria araka izay hita ao amin'ny ''Taratasin'i Amarna'' izay voasoratra tamin'ny taonjato faha-14 tal. J.K.
 
==== Ny fiteny semitika andrefana ====
Mizara ho vondrona roa ny fiteny semitika andrefana, dia ny fiteny semitika avaratra-andrefana sy ny fiteny semitika atsimo-andrefana. Ny mampiavaka azy ireo dia ny fomba fiforonan'ny [[anarana]] [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]]: ny semitika avaratra manisy tovona fa ny semitika atsimo manova ny [[zanapeo]] sasany ao amin'ny anarana.
 
Ireto avy ireo fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[Fiteny amorita|fiteny amoritaamôrita]] (na amoreanaamôreana), ny [[Fiteny ogaritika|fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao KanànaKanaana (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita|fiteny amônita]], ny [[fiteny moabita|fiteny môabita]], ny [[fiteny edomita|fiteny edômita]]) ary ny [[fiteny arameana]].
 
Ireto kosa ireo fiteny semitika atsimo-andrefana: ny [[fiteny arabo]], sy ireo fiteny ao atsimon'i [[Arabia]], ary ireo fiteny semitikan'i [[Etiopia]] sy [[Eritrea]].
Andalana faha-47:
 
==== Ny fiteny semitika avaratra ====
Ny fiteny semitika avaratra dia ahitana ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] izay atao hoe koa [[fiteny asiro-babiloniana|fiteny asirô-babilôniana]] (na fiteny akadiana), na hoe [[fiteny semitika atsinanana]].
 
==== Ny fiteny semitika afovoany avaratra ====
Ny fiteny semitika afovoany avaratra dia ahitana ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny ogaritika]], [[fiteny moabita|fiteny môabita]], [[fiteny fenisiana]], [[fiteny arameana]] (isany ny [[fiteny siriaka]]).
 
==== Ny fiteny semitika afovoany atsimo ====