Fiteny semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
 
== Tantarany sy fielezany ==
Ny [[haifiteny]] tamin'ny taonjato faha-19 dia nanohana fa avy any [[Azia]] ny fiteny semitika. Tamin'ny taonjato faha-20 sy faha-21 anefa dia nisy petra-kevitra nilazana fa avy ao [[Afrika]] izy ireo ka mitambatra amin'ny fiankaviam-piteny lehibe kokoa atao hoe [[fiteny hamitohamitô-semitika]].
 
=== Taonarivo faha-4 tal. J.K. ===
Ho an'ireo mpandalina ny fomba sy ny fitenin'ny mponina tatsinanana toa an'i Theodore Nöldeke (1836-1930)<ref><small>Theodor Nöldeke, ''Die semitischen Sprachen'', 1899.</small></ref> dia avy amin'ny fiteny novinavinaina ka nomena ny anarana hoe [[Fiteny protoprôtô-semitika|protoprôtô-semitika]] (fiteny semitika niandohana). Io fiteny nipoirana io dia heverin'ny mpikaroka fa mety notenenina tao [[Atsinanana Afovoany]] alohan'ny hielezany amin'ny faritra manodidina sy ao [[Afrika Avaratra|avaratr'iAfrika]]
 
Tamin'ny taona 1998 i Mc Call dia nanao petra-kevitra mifamadika amin'izany ka nilaza fa avy ao Afrika no nipoiran'ny fiteny semitika<ref><small>Daniel F. Mc Call, ''[http://links.jstor.org/sici?sici=0011-3204%28199802%2939%3A1%3C139%3ATALPAI%3E2.0.CO%3B2-J&size=LARGE The Afroasiatic Language Phylum: African in Origin, or Asian ?]'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], The University of Chicago Press, 1998</small> </ref>.
 
Tamin'ny taona 2004 kosa dia nilaza ny mpahay fiteny vitsivitsy, dia i Ehret sy i Keita sy i Newman ary i Bellwood, fa ny protoprôtô-semitika dia avy ao Afrika nefa niely any amin'ny faritr'i [[Sahara|Saharà]] noho ny fifindrà-monin'ireo mpiteny azy tamin'ny fotoana neolitikaneôlitika ka notenenina voalohany tao [[Atsinanana Akaiky]] (na [[Azia Atsimo Andrefana|Azia Atsimo-Andrefana]]) tamin'ny taona 4000 tal. J.K.<ref><small>Christophe Ehret, S. O. Y. Keita, Paul Newman et Peter Bellwood, « [http://www.sciencemag.org/cgi/content/citation/306/5702/1680c The Origins of Afroasiatic] » [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], ''Science tamin'ny'' 03 Desambra 2004, Vol. 306. no. 5702, p. 1680.</small></ref>.
 
=== Taonarivo faha-3 tal. J.K. ===
Andalana faha-16:
 
=== Taonarivo faha-2 tal. J.K. ===
Ny fiteny semitika tatsinananaatsinanana no manjaka tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. tao [[MesopotamiaMesôpôtamia]] (na MezopotamiaMezôpôtamia). Ny hoe [[Fiteny akadiana|''fiteny akadiana'']] dia teny mahafaobe izay mifanohitraampifanoherina amin'ny hoe [[Fiteny someriana|''fiteny someriana'']] izay manondro fiteny tsy semitika nampiasainanotenenina tao MesopotamiaMesôpôtamia Ambany. Ny arkeolojiaarkeôlôjia dia nanome tahirin-tsoratra amin'ny endri-tstso
 
oratrrt a miendmierd-i-pantsika izay vita teo anelanelan'ny taona 2500 sy ny vaninandro kristiana<ref name=":0" />.
 
Ny fiteny semitika tandrefana izay notenenina tao [[Siria]] sy ao [[Iemena]] dia namoaka lahatsoratra tsikelikely. Nisy lahatsoratra tamin'ny fiteny protoprôtô-kananeana izay vita tamin'ny taona 1500 tal. J.K. sady manaporofo ny fampiasana fiteny semitika tandrefana iray tamin'io vanim-potoana io. Nisy tanimanga fanoratana voasoratra amin'ny [[fiteny ogaritika]]<ref><small>Stanislav Segert, ''A Basic Grammar of the Ugaritic Language: With Selected Texts and Glossary'', University of California Press, 1984.</small></ref> hita tao Siria Avaratra, izay vita tamin'ny taona 1300 tal. J.K. Tamin'io fotoana io dia nisy Arameana mpifindrafindra toeram-pivelomana niditra tao amin'ny tany efitr'i Siria.
 
=== Taonarivo voalohany tal. J.K. ===
Tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. dia niely izaitsizy ny [[abidy]] ka maro ireo fiteny hafa izay azon'ny mpikaroka amin'izao fotoana izao nodinihina, dia ny [[fiteny arameana]] sy ireo fiteny tranainy ao atsimon'i [[Arabia]]. Nandritra io vanim-potoana io dia nisy rafi-pitanisana [[Endrika araka anjara asa|endrik'anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny<ref><small>Izany dia ilay atao amin'ny teny frantsay hoe "declinaison" na aminn'y teny anglisy hoe "declension".</small></ref> izay mbola nanan-kery tamin'ny [[fiteny ogaritika]], izay nihalefy hery ka niteraka ny fiteny semitika ao avaratra-andrefana. Ny [[Fenisiana]] (na Foinikiana) dia nampiely ny [[Fiteny kananeana|fiteny kananeana]] (na kananita) tamin'ny ampahany lehibe amin'ny faritra mediteraneana, nefa ny [[fiteny hebreo]] diano tonga fitenin'ny literatioram-pivavahana tamin'ny nanoratana ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]. Tamin'ny fandresen'ny [[fanjakana asiriana]] dia nanjary fiteny ifaneraseran'ny samy hafa firenena ny [[Fiteny arameana|fiteny arameana]] tao amin'ny [[Tsinambola-Lonaka]], ka nisolo ireo fiteny hafa, indrindra ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy ny [[Fiteny fenisiana|fiteny fenisiana]], fa ny fiteny hebreo kosa dia nitoetra ho fiteny ampiasaina amin'ny fotoamfanompoam-pivavahana. Tokony ho tamin'izany vanim-potoana izany no nivoahan'ireo lahatsoratra amin'ny [[Fiteny gezy|fiteny gezy]], izay fisehoanendrik'ireo fiteny semitika ao [[Etiopia]] voalohany.
 
== Fanasokajiana ireo fiteny semitika ==