Fiteny semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|427x427px|Fitsinjarana ara-jeografikan'ny fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika''' dia [[vondrom-piteny]] nampiasaina tamin'ny [[Andro Taloha]] sy ankehitriny any [[Atsinanana Akaiky]] ([[Azia Atsimo Andrefana]]) sy ao [[Afrika Avaratra]] ary ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]]. Isan'ireo fiteny atao hoe [[Fiteny hamitohamitô-semitika|hamitohamitô-semitika]] na [[Fiteny afrohamitô-aziatikasemitika|afroafrô-aziatika]] na [[Fiteny afraziana|afraziana]] izy ireo ka miely avy amin'ny tapany avaratr'i Afrika hatrany Atsinana Akaiky. Nanomboka tamin'ny taona 1781 no nanomezan'ilay Alemàna atao hoe August Ludwig von Schlözer anarana toy izany ireo fiteny ireo<ref name=":0"><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 2.</small></ref> araka ny anaran'olona iray ao amin'ny [[Baiboly]], dia i [[Sema]] zanak'i [[Noa]] (na Nôe)<ref><small>Genesisy 10.31: "Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny." (''Ny Baiboly'' - Baiboly protestanta)</small></ref>. Amin'izao fotoana izao dia ireto avy ny lehibe amin'ireo fiteny ireo: ny fiteny [[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny amharika|amarîka]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny hebreo|hebreo]], [[Fiteny soreta|soreta]] (na arameana tatsinanaatsinana vaovao), [[Fiteny arameana tandrefanaandrefana vaovao|arameana tandrefanaandrefana vaovao]], [[Fiteny maltey|maltey]] ary [[Fiteny siriaka|siriaka]]. Mampiavaka ny fiteny semitika ny fampiasana fototeny foronin-drenifeo telo<ref><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 3.</small></ref> sy ny fampiasana renifeo tononina am-bavatraoka sy an-janadela ary anterina mafy.
 
== Tantarany sy fielezany ==