Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny sinô-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibetô-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
 
Ilay mpokarokampikaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditrahampidirana ny fianakaviam-piteny sinosinô-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostrôneziana|aostrôneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotibetanasinôtibetana-aostronezianaaostrôneziana. Ireo fiteny aostrôneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] dia samy nipoitra avy any [[Taioàna]], sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo [[fiteny fôrmôzana]].
 
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lololôlô-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.
 
== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==