Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanatsara fehezanteny
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Migraciones austronesias.png|400px|right|thumb]]
 
Ny '''fiteny aostrôneziana''' dia ireo fiteny tenenina eto [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taioàna]]. Ny isan'ireo fiteny aostrôneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa aminraha ny isan'ny resakafiteny isam-pitenyno heverina, aorian'nyireo [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkongoleynizerôkôngôley]].
 
Ny anarana hoe ''aostrônezia,'' izay avy amin'ny [[teny latina]] hoe ''auster'' (midika hoe "rivotra atsimo") sy ny [[teny grika]] hoe ''νῆσος / nêsos'' (izay midika hoe "nosy") dia midika ara-bakiteny hoe "nosin'ny rivotra atsimo".
 
Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana|fiteny fôrmôzana]], izay tenenina ao Taioàna, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin'ny toerana hafa ankoatr'i Taioàna. Ny nipoiran'ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin'ny tendrony atsimo atsinanan'i Sina Atsimo na Fôrmôzy (Taioàna) izay mblambola ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan'ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron'ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolonkoditra.
 
Raha jerena ny toetr'ireo fiteny ireo dia hita fa azo sokajina roa araka ny fisampananfampisampanan-teny sy fanakambanan-teny ao aminy:
 
* Nyny fampisampanan-teny amin'ny alalan'ny fanampiana [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] sy [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] sy [[tsofoka]] ary [[tsirinteny sara-droa]] (tovona sy tovana miaraka) amin'ny [[fototeny]],
* Nyny fisian'ny [[teny verindroa]],
 
ary ny rafi-peo izay tsotsotra (tsyvitsy ahitanany [[renifeo]] sy ny [[zanapeo]] firy, tsy dia ahitanavitsy na tsy misy ny tamba-drenifeo sarotra tononina, fehezanteny ahitana rindram-peo, sns).
 
== Jereo koa ==