Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-30:
 
=== Ny fiteny gilaky ===
Ny [[fiteny gilaky]], izay atao hoe fiteny gilany koa, dia fiteny ao amin'ny faritanin'i Gilan (na Guilan) ao Iràna. Miseho amin'ny endrika telo yny fiteny gilaky, dia ny fiteny gilaky andrefana sy ny fiteny gilaky atsinanana ary ny fiteny gilaky tabary. Akaiky dia akaiky ny [[fiteny mazandarany]] ny fiteny gilaky raha amin'ny lafiny voambolana fa akaiky ny [[fiteny zazaky]] amin'ny lafiny rafi-piteny. Miisa 3 600 000 any ho any ny mpiteny gilaky tamin'ny taona 1993.
 
=== Ireo endri-piteny taty na azary ===