Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-19:
 
=== Ny fiteny farsy sy ny fiteny dary ary ny fiteny tajiky ===
Ny [[fiteny farsy]] na persàna dia fiteny ôfisialin'i Iràna sy mbebe mpiteny indrindra ao amin'io firenena io (ao afovoany, ao afovoany atsimo, ao avaratra atsinanana), ao [[Afganistàna]] ary ao Tjikistàna[[Tajikistàna]]. Ahitana olona miteny azy koa ny ao [[Bareina]], ny ao [[Katara]], ny ao amin'ny [[Emirata Arabo Mitambatra]]. Endriky ny fiteny persàna isam-paritra koa ny [[fiteny dary]] (fiteny ôfisialy ao Afganistàna), ny fiteny tajiky (fiteny ôfisialin'i TjikistànaTajikistàna) izay teninatenenina koa ao [[Kirgizistana|Kirgizistàna]], ao [[Torkmenistàna]], ao [[Ozbekistàna]] ary koa ao [[Kazakstàna]].
 
Ny fiteny dary, izay atao hoe fiteny persàna afgàna na fiteny farsy atsinanana, dia endriky ny fiteny persàna (na farsy) teneina indrindraindrindra ao Afganistàna. Ny [[fiteny tajiky]], na fiteny tôjiky, dia endriky ny fiteny persàna (na farsy) tenenina ao Tajikistàna. Mitovitovy amin'y fiteny dary izay samy endriky ny fiteny persàna io fiteny io.
 
=== Ny fiteny pastô ===