Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
=== Ny fiteny zazaky ===
Ny [[fiteny zazaky]], izay atao hoe fiteny kirmanjky na kirdky na dimly na dimilky, dia fiteny tetenin'ny [[vahoaka zaza]] izay monina ao amin'ny faritr'i Dersim sy i Elâzığ ary i Diyarbakır ao [[Torkia]]. Isan'ny [[fiteny korda]] ny fiteny zazaky. Misy miteny azy koa ny ao amin'ny faritany sasany ao [[Kordistàna]] (ao atsimo). Maro ny toetra itovizan'ny fiteny zazaky amin'ireo fiteny ao amin'ny [[ranomasina Kaspiana]] tiytoy ny fiteny talisy, ny fiteny gilaky, ny fiteny mazandarany.
 
=== Ny fiteny ôsetiana ===
Ny [[fiteny ôsetiana]] na ôseta dia tetenin'ny vahoaka ôsetiana (na ôseta) izay monina indrindra ao [[Kaokazy]] indrindra ao Ôsetia (Ôsetia Avaratra sy Ôsetia Atsimo) any Jeôrjia. Mizara roa ny fiteny ôsetiana, dia ny fiteny irôna izay fiteny ampiasaina amin'ny haisoratra, sy ny fiteny digôa izay tenein'ny olona miisa 100 000 any ho any, Samy ampianarina sy soratana izy roa ireo.
 
=== Ny fiteny lôry ===