Iarsanisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''iarsanisma''' na '''iaresanisma''' dia fivavahana naorin'ilay soltàna atao hoe Sahâk tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-14 tao Iràna andrefana (Kordist… »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''iarsanisma''' na '''iaresanisma''' dia [[fivavahana]] naorin'ilay soltàna atao hoe Sahâk tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-14 tao Iràna andrefana (Kordistàna iraniana). Amin'ny [[fiteny korda]] dia atao hoe ''yâresân'' io fivavahana io. Amin'ny [[Fiteny persana|teny persàna]] kosa dia atao hoe اهل حق / ''Ahl-e Haqq'', andian-teny avy amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] midika hoe "Vahoakan'ny fahamarinana" na "Olon' Andriamanitra". Heverina ho sampan'ny [[iazdanisma]] ny iarsaNisma (toy ny [[alevisma]], ny [[iezidisma]] koa).
 
Iharan'ny fanenjehana ireo Iarsàna (''yârsân'') ao Iràna ka atahorana ho fongana. Manoloana ny fikasana hangeja ny IrsànaIarsàna dia manomboka mivondrona ho fihetsiketsehana ara-pôlitika izy ireo (ny lehibe indrindra amin' izany dia ny ''Mouvement démocratique yarsan'', MDY, izay atsangana tany Oslo tamin'ny taona 2007).
 
Hatramin'izay nisiany ka hatramin'ny taonjato faha-20 dia notorina sy nampianarina ao amin'ny fianakaviambe korda ihany ny finona iarsany sy amin'ireo olona teraka ao amin'io fianakaviambe io (izay atao hoe ''chekédés'') ny finona iarsany, ka tsy isany izany ireo tafiditra aotao amin'io fianakaviambe io noho ny fanambadiana, (atao hoe ''chasbédés''). Miisa 1 000 000 any ho any ny isan'ny Iarsàna ka kaoao Iràna Andrefana sy ao Iràka no tena ahitana azy ireo. Ny ankabetsahan'ny Iarsàna dia Korda na dia ahitana foko hafa toy ny Lôra, ny Laka, ny Azery ary ny Persiana. Misy koa ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]].
 
== Jereo koa ==