Iranianina (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Iranianina ho Iranianina (vahoaka) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Iranianina''' dia foko miteny persana, [[Fiteny kiorda|kiorda]], tajiky, pasitoa, oseta, balotsia, ary zazaki mipetraka any Azia Andrefana. 130 tapitrisa eo ho eo no isany manerana izao tontolo izao.
 
Ny fiteny tenenin'ny Iranianina dia fiteny ao amin'ny vondrona Indô-eoropeanina, izany hoe vondrona isian'ny fiteny eoropeanina (frantsay, anglisy, rosiana, soedoa, alemana, italianina) ary ny fiteny indianina (hindi, ordo, bengali).