Sofisma (silamo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fomba fijery mistika amin'ny fivavahana silamo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Alī.png|vignette|298x298px]]
Ny '''sofisma''' dia fitambaran'ireo finoana sy fanao ary fomba fijery mistika sy ezôterika ao amin'ny tontolon'ny [[fivavahana silamo]] nanomboka tamin'ny tonjato faha-11. Na dia [[Sonisma|Sonita]] ny ankamaroan'ny Sofy (mpanaraka ny sofisma) voalohany dia tsy sampana manokan'ny finoana silamo ny sofisma satria ahitana [[Siisma|Siita]] sy mpino silamo hafa koa. Avy amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe تصوّف / ''taṣṣawuf'' ny hoe ''sofisma''. Ny sofisma dia lalanam-pisandratan'ny fanahy amin'ny alalan'ny fianarana atao hoe ''tassawuf'' na ''tariqa.''