Teôzôfia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Teozofia ho Teôzôfia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Emb logo.png|vignette]]
Ny '''teozofiateôzôfia''' dia fomba fiainana ara-[[Filôzôfia|pilozofia]] sy ara-pivavahana, ary endrika manokan'ny fikatsahana ara-panahy ny fahalalana ny amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] sy izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fahatsapana mistika mivantana sy ny fametraham-panontaniana ara-pilozofia[[Filôzôfia|pilôzôfia]].
 
Io teny hoe teozofia''teôzôfia'' io dia avy amin'ny [[teny grika]] hoe θεός / ''theos'' sy σοφία / ''sophia'', ka midika ara-piforonan-teny hoe "fahedrenfahendren' Andriamanitra".
 
Ny teny hoe ''teozofiateôzôfia'' dia manana heviny roa miavaka tsara. Ny voalohany dia manondro vondrom-pampianarana ezoterikaezôterika nandritra ny [[Andro Taloha]] sady mety mbola nitohy fisiana tany Andrefana, tamin'ny alalan'ny teozofiateôzôfia kristiana alemàna izay nampandrosoin'i Jakob Böhme tamin'ny taonjato faha-17. Ny faharoa dia ny "teozofianteôzôfian'ny androAndro ankehitrinyAnkehitriny" na "teozofismateôzôfisma", izay manonDromanondro ny Fikambanana teozofikateôzôfika.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Antrôpôzôfia]]