Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
'''Iahveh''' no anarana iantsoana ny Andriamanitry ny [[Zanak'i Israely]]. Fanoratra ihany koa ny hoe '''''Yahweh''''' na '''''Iahvé''''' na '''''Yahveh'''''. Amin'ny [[Baiboly protestanta malagasy]] (1965) sy ny [[Baibolin'ny Vavolombelon'i Jehovah]] dia ahitana ny hoe '''''Jehovah'''''. Ny [[Baiboly katolika malagasy]] (1938) talohan'ny farany dia ahitana ny hoe '''''Iahve''''', fa ilay fanontana farany dia tsy ahitana an'io anarana io intsony izay nosoloana ny hoe "Tompo". Ny Baiboly iombonana eto Madagasikara ([[Baiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara|DIEM]]) koa tsy ahitana io anarana io fa nanolo izany amin'ny hoe ''TOMPO''. Ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia tsy ahitana afa-tsy ny [[Abidy hebreo|renisoratra hebreo]] efatra <big>יהוה</big> (vakina avy ankavanana miankavia) izay azo soratana amin'ny litera latina hoe ''[[IHVH]]'' na ''[[YHWH]]<ref name=":0"><small>Tsy misy litera roa manavaka ny "i" amin'ny "y" ny [[abidy hebreo]] fa iray ihany dia ny ''iod''. Toraka izany koa: tsy misy litara roa manavaka ny "v" sy ny "w" dia ny ''vav'' na ''waw''.</small></ref>''.
 
== Fiforonan-teny ==