Fitsaboana nentim-paharazana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fitsaboana miankina amin'ny fahalalana nentim-paharazana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Market Pharmacy Tana MS5179.jpg|vignette|289x289px|Antananarivo]]
Ny '''fitsaboana nentim-pharazana''' dia ireo fanao sy fomba fiasa ary ny fahalalana amam-pinoana momba ny fahasalamana ampiasana singa avy amin'ny zavamanana aina ([[zavamaniry]] na [[biby]]) sy singa avy amin'ny zavatra tsy manana aina (vato, tany, rano, sns) ary fanao ara-pivavahana, ampiasana tanana (fanorana, sns) mba hisakanana na hamantarana na hanasitranana sy hitandroana ny fahasalamana, ka voakasika amin'izany na ny vatana ([[aretina]], ratra, vay, sns) na ny fanahy.