Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy''' dia fandikana ny [[Baiboly]] ampiasain'ny [[Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)|Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina]] eto Madagasikara. Efa misy fanitsiana natao io Baiboly io ka misy ny Baiboly amin'ny dikan-teny tranainy izay ahitana ny anaran'Andriamanitra hoe ''Iahve'' sy ilay Baiboly tsy ahitana an'io anarana io. Ny anaran'ny Baiboly katolika dia '''''Ny''''' '''''Baiboly Masina'''''. Tamin'ny taona 1938 no nahavitana printy ny Baiboly katolikakatôlika voalohany amin'ny teny malagasy nefa amin'izao dia ampiasaina ilay vita tamin'ny taona 2011. Toy ny Baiboly katôlika rehetra dia ahitana boky [[Kanona|kanônika]] miisa 73 ny Baiboly katôlika amin'ny teny malgasy, ka ny 46 ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] (izay ahitana ireo boky prôtôkanônina sy ire boky [[Boky deoterokanonika|deoterôkanônika]]. ) sy boky 27 ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]].
 
== Ny lisitry ny boky ==
Miavaka ny Baiboly katolika amin'ny fisian'ireo boky fanampiny atao hoe [[Boky deoterokanonika|deoterôkanônika]] izay tsy hita ao amin'ireo [[Baiboly protestanta|Baiboly prôtestanta]].
 
=== Boky ao amin'ny Testamenta Taloha ===