Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-46:
Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin'ny faritr'i Afrika Atsimo Andrefana taloha. Ny dikan'ny teny hoe ''Windhoek'' amin'ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin'ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Firenena ao Afrika]]
{{vangovango}}