Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-48:
 
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kôngô''' dia firenena ao amin'ny faritr'i [[Afrika Afovoany|Afrika afovoany]]. Izy no firenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i [[Sodàna]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa no firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritr'i Afrika afovoany. Ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny firenena miteny frantsay eo alohan'i [[Frantsa]]. Iantsoana azy koa ny hoe '''''Kôngô-Kinshasa''''' mba tsy hifangaroany amin'i [[Kôngô-Brazzaville]]. I Kinshasa no renivohiny, avy eo no niavian'ilay anarana hoe Kôngô-Kinshasa. I [[Zaira]] koa no anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demôkratikan'i Kôngô''.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Firenena ao Afrika]]
 
[[Sokajy:Firenena]]