Merina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Révocation manuelle
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Malagasy girls Madagascar Merina.jpg|Ankizy vavy Merina|200px339x339px|right|thumb]]
 
Ny '''merinaMerina''' dia foko monina ao afovoan'i [[Madagasikara]]. Raha faritana ara-jeografia ny misy azy ireo dia hita eo amin`ny manodidina ny faritr'analamangaAnalamanga izy ireo. Izany hoe eo ampovoan-tany sy eny amin`ny vohitra avo eto Madagasikara, eo amin'ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin'i [[Vonizongo]] ao avaratra, ny tendrombohitr'[[Ankaratra]] ao atsimo, ny reniranon'i [[Sakay]] ao andrefana, ary ny tandavan-tendrombohitr'[[Angavo]] ao atsinanana.
 
==Fiaviana sy tantaran'ny Merina==
 
Ny merina dia foko izay miavy avy any asia atsimo atsinanana. Izany hoe raha faritana mazava dia avy any [[Indonezia]]. Tamin'ny taon-jato faha valo ka hatramin'ny taon-jato faha-dimy ambin'ny folo tany dia voalazan`ny tantara fa nisy tatsam-bo izay avy any Indonezia tonga nanori-ponenana tao [[Madagasikara]].
[[Sary:IMG 3304 Merina musicians.jpg|vignette]]
 
Ny merina moa dia foko izay miray sosona amin'ny foko Malay (''malais''). Ny tiana ambara amin'izany foko Malay izany dia ny hoe fitoviam-pokon'ireny merina amin'ny mponina ao [[Malaysie]], Indonezia, [[Filipina]], [[Pôlinezia]], ary ny faritra atsimon'i [[Tailandy|Tailanda]]. Ny endrika hananan'ny Merina koa dia manamarina izany fiaviany avy any [[Azia]] izany. Eo koa anefa ireo fomba amam-panao izay tena hitovizan'ny Merina amin'ireo razam-beny avy any Indonezia; ohatra amin'izany ny "[[Famadihana]]" izay fomban'ireo Indoneziana avy any amin'ny faritr'i [[Sulawesi]] ao Indônezia. Ary ny fisian'ny vary eto Madagasikara dia anisan'ny porifo lehibe tokoa fa manana razam-be aziatika ny Merina, satria ny vary dia foto-tsakafon'ny Indôneziana ary koa ny Merina ao Madagasikara.
 
==Ny teny malagasy sy ny merina no hiresanairaisana manerantany==
 
Ny [[teny malagasy]] ofisialy dia voafaritra ho tafiditra ao anatin'ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]]. Izany hoe manana fototra avy any amin'ny teny malay [[Fiteny aostrôneziana|vondrona aostrôneziana]]. Ny teny izay ampiasaina ao Malaizia, Indônezia, Filipina dia teny malay koa izay mitovy endrika amin'ny teny malagasy. Izany ary dia voaporofo tokoa satria misy teny mitovy amin'ny teny malagasy sy teny indôneziana, filipiana, ary Malaiziana. Ohatra amin' izany ny teny malagasy hoe "mora" izay hita koa ao amin`ny teny indôneziana ''murah'' izay mitovy dika hoe "tsy lafo". Ohatra azo raisina koa ny teny hoe ''laoka'', izany hoe "laoka" amin'ny teny malagasy ary ''lauk'' amin'ny teny malaiziana. Izany fotovian'ny teny izany dia tena tsapa tokoa na eo amin'ny [[Feon-teny|feo]] na eo amin' ny fomba fanoratana.