Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-70:
 
==== Vava Alahamady ====
Ny vava Alahamady ao amin'ny volana Alahamady dia atao hoe [[Alahamadibe]]. [[Ralambo]] sy [[Andriamasinavalona]] ary [[Andrianampoinimerina]] ihany anefa no mpanjaka laazainalazaina fa teraka tamin' ny vava-Alahamady. Io andro io no natokana hanaovana ny [[Fandroan'Andriana]]. Andro mahery ny vava Alahamady ka ny zaza teraka amin'io dia alam-bintana fandrao misavika ny andriana, ka raha ankohonan'ny Andriana dia tsy avela hiara-mitoetra aminy.
 
==== Vonto Alahamady ====