Fiteny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-296:
'''Wikipedia sy Aterineto amin'ny teny malagasy'''
 
Tsy mampiasa ny [[Wikipedia]] amin'ny fiteny madinika ny olona noho ny [[boriboryratsy vetavetamifamahana]]. "Tsy tia hamorona votoatiny ny olona satria tsy hisy hamaky, ary tsy misy mamaky satria tsy misy votoatiny." Ohatr'ireo [[jordania]]nina manoratra amin'ny teny anglisy mba ho azon'ny olona bebe kokoa, manoratra amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] ny Malagasy mba ho azon'ny olona any ivelan'i Madagasikara. Hoy izay mpanoratra izay, raha mamorona votoatiny be kokoa amin'ny teny nibeazany ny Malagasy, dia hisy kokoa ireo votoatiny amin'ny teny malagasy ary hovaky ilay boribory vetaveta. Araka izany, amin'ny lafiny sasany, hahafahana mamorona fitaovana toa ny mpandika teny anglisy-malagasy ireo orinasa lehiben'ny tranonkala.<ref>Ethan Zuckerman, 2013 : ''Rewire: Digital Cosmopolitans in the Age of Connection''</ref>
 
== Voambolana ==