Ontario: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Added Photo #WPWPCA
Andalana faha-1:
[[Sary:Niagara Falls- Horseshoe Falls (3).jpg|vignette|Niagara Falls- Ontario]]
Ny '''Ontario''' dia faritany kanadianina, izy no be olona indrindra any [[Kanada]]. Any ampovoany atsinanan'i Kanada no misy azy. Ny renivohiny dia [[Toronto]], io koa no tanàna ngeza indrindra any Kanada. Any Ontario koa no misy an'i [[Ottawa]], renivohitr'i Kanada. Miisa 12 891 787 ny Ontarianina ary ny velarantaniny dia misy 1 076 395 km<sup>2</sup>. Avy amin'ny fiteny irokoaianina io anarana io sady midika hoe "Rano tsara" ilay anarana.