Ploto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Nh-pluto-in-true-color_2x_JPEG.jpg with File:Nh-pluto-in-true-color_2x.jpg (by CommonsDelinker because: File renamed: Criterion 6 (maintenance or bug fix)).
Andalana faha-1:
[[Sary:Nh-pluto-in-true-color 2x JPEG.jpg|vignette|256x256px|I Ploto]]
I '''Ploto''' dia [[Fajiry|planeta]] ao amin'ny lamin'ny [[Masoandro]] izay hita any amin'ny 5 920 000 000 km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao amin'ny lamin'ny Masoandro i Ploto nefa tsy izany intsony izy nanomboka tamin'ny 24 Aogositra 2006 tamin'ny fivoriamben'ny mpahay kintana ao amin'ny Fiombonan'ny mpahay kintana iraisam-pirenena tao [[Prague|Praga]] renivohitry ny [[Tsekia|Repoblikan'i Tsekia]]. Voasokajy ho planeta zeny izy nanomboka tamin'izay.