Isaaka zanak' i Abrahama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Isaka zanak'i Abrahama ho Isaaka zanak'i Abrahama i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Isaak zegent Jakob Rijksmuseum SK-A-110.jpeg|vignette|''Mitsodrano an'i Jakoba i Isaka'', nataon'i Govaert Flinck (1638)|343x343px]]
I '''IsakaIsaaka''' na '''IsaakaIsaka''' dia lehilahy voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] ho zanak'i [[Abrahama]] sy i [[Saraha]] sady rahalahy tsy iray reny aminy i [[Ismaela]]. Nanambady an'i [[Rebeka]] izy ka niteraka an'i [[Esao]] sy i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakôba]]. Nanohy ny fivavahan-drainy amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tokana ([[monoteisma]]) i Isaaka sady nampita izany tamin'ireo zanany, indrindra tamin'i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakôba]] izay atao hoe koa Israely. Niampita taminy ny tsodrano azon'i Abrahama sy ny fampanantenan'Andriamanitra ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ho an'ny taranany izy; nampitainy tamin'ny iray amin'ireo zanany izany rehetra izany, dia i Jakôba izay nahazo izany am-pitaka. Ny [[Baiboly]] no mitantara izany rehetra izany nefa ny boky masina hafa toy ny [[Kor'any]] koa dia manana ny fomba fitantarany azy. Atao hoe יצחק / ''Yiṣḥāq'' io anarana io amin'ny teny hebreo.
 
Ny lahatsoratra telo ao amin’ny [[bokin'ny Genesisy]] (na Jenezy) no miresaka azy, izay samy manana ny fomba fitantarany azy: Gen. 17.17 ([[tahirin-kevitry ny mpisorona]]) sy Gen. 18.12 ([[tahirin-kevitra iahvista]]) ary Gen. 21.6 ([[tahirin-kevitra elohista]]). Izany dia miresaka ankolaka ny maha zana-behivavy momba an’Isaaka.