Hasmôneana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Emblem of the Hasmonean dynasty.svg|vignette|268x268px]]
Ny '''Hasmoneana''' dia fianakaviana tonga teo amin'ny fitondrana ara-politika sy ara-pivavahana tao [[Jodea]] (na Jodia) tamin'ny vanimpotoana nisian'ny [[fikomian'ny Makabeo]] natombok'ilay mpisorona atao hoe [[Matatià|Matatia]] na Matatiasy avy amin'ny taranak'i Jehojariba (Yehoyarib) tamin'ny taona 168-167 tal. J.K. sady nohatevenin'ireo [[Jiosy]] atao hoe [[Hasideana]]. Ao amin'ireo boky kristiana dia atao hoe [[Makabeo]] koa ny Hasmoneana. Maty i Matatià iray taona taorian'ny nipoahan'ny fikomiana. Ny zanany lahy atao hoe [[Jodasy Makabeo]] (na Jodà Makabeo), izay tsy lahimatoa, no nandimby an'i Matatià. Maro ny ady natrehin'i Jodasy Makabeo talohan'ny hahazoany indray an'i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy hamerina indray ny fanompoam-pivavahana jiosy ao amin'ny [[Tempoly Faharoa|Tempoly]] tamin'ny taona 164 tal. J.K. I [[Jonatàna Makabeo|Jonatàna]], izay nandimby an'i Jodasy Makabeo, no nisalotra voalohany ny anaram-boninahitra hoe [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] nandritra ny folo taona, teo anelanelan'ny taona 152 sy 142 tal. J.K.
 
== Ireo Hasmoneana taorian'i Jonatàna ==