Kahira: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
[[Sary:Cairo Form Top.JPG|vignette|309x309px|I Kahira jerena avy ambony]]
I '''Kahira''' no renivohitr'i [[Ejipta]], izay tanàna lehibe indrindra ao amin'io firenena io sy manerana an'i [[Afrika]]. Atao hoe القاهرة / ''Al-Qāhira'' izy amin'ny teny arabo, fa ''Le Caire'' amin'ny [[teny frantsay]] ary ''Cairo'' amin'ny [[teny anglisy]]. Misy mponina miisa 17.099.364 ny ao.
I '''Kahira''' no renivohitr'i [[Ejipta]], izay tanàna lehibe indrindra ao amin'io firenena io sy manerana an'i [[Afrika]]. Atao hoe القاهرة / ''Al-Qāhira'' izy amin'ny teny arabo, fa ''Le Caire'' amin'ny [[teny frantsay]] ary ''Cairo'' amin'ny [[teny anglisy]] sy amin'ny teny maro hafa. Ao amin'ny tapany avaratra atsinana'i Ejipta no misy an'i Kahira, eo amin'ny ilany ankavanan'ny renirano [[Nily]]. Ao Kahira ny iray ampahefatry ny mponin'i Ejipta. Maro ny mpizaha tany mitidika azy satria ao akaikiny no ahitana ireo [[piramida]] malazan'i Gizà. Tamin'ny taona 969 taor. J.K. no nanorenana ny tanànan'i Kahira. Tanàna maromaro efa nisy taloha no nitambatra ka nanome an'i Kahira. Ny tranainy indrindra amin'ireo tanàna ireo dia efa niorina tamin'ny taona 641. Tamin'ny taonjato faha-16 no nhatratra ny fara tampon'ny lazany i Kahira noho ny fandrosoan'ny raharaham-barotra tao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]].
 
[[Sokajy:Renivohitra]]