Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Sadoseo''' na '''Sadoseanina''' dia ireo mpikambana amin'ny antoko iray amin'ny efatra lehibe amin'ny firehan'ny [[fivavahana jiosy]] tamin'ny [[Andro Taloha]] tao [[Jodea]] tamin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy taonjato voalohany taor. J.K. Tsy inoany ny [[fitsanganan-ko velona]]. Tsy ekeny koa ny [[Lovantsofina|lovatsofin]]'ny [[Fariseo]] izay maneho fomba fijery ntaolo kokoa ny lalàna sy ny fivavahana.
== Ny anarany ==
Avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Sadducaei'' izay avy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe צְדוּקִים / ''Ṣĕdûqîm / Tsedukim'' ny teny hoe ''Sadoseo''. Io teny hebreo io indray dia avy amin'ny anaran'ilay mpisorona atao hoe צדוק / ''Tsadok'' ([[Fanagasiana|hagasina]] hoe: ''
== Tantarany ==
==== Fiaviany ====
Iantsoana ny mpitondra fivavahana sasany tamin'ny vanimpotoan'ny [[
Tsy misy afa-tsy andalana roa ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)
==== Tamin'ny taojato faha-2 tal J.K. ====
I [[Flavio Josefa|Flavio Jôsefa]] dia miresaka ny amin'ny fisian'ny Sadoseo tamin'ny vanimpotoana nanapahan'i [[Joany
Nanohana ny fanjakazakan'ireo Seleokida ny Sadoseo ka nifandrafy tamin'ny fitondrana [[Hasmoneana|hasmôneana]] mba hahatonga azy ireo hikambanana kokoa amin'ny fanjakan'i [[Heroda Lehibe|Herôda I]].
==== Taonjato voalohany sy faharoa taor. J.K. ====
Ny Sadoseo, izay avy amin'ireo saranga ambony ao amin'ny mpisorona<ref><small>Pierre Maraval et Simon Claude Mimouni, ''Le christianisme ancien des origines à Constantin'', éd. P.u.f./Nouvelle Clio, 2007, <abbr>p.</abbr> 34.</small></ref>, dia nifanohitra tamin'ny [[Fariseo]] ary tokony ho sahala amin'izany koa tamin'ny [[Eseniana]]. Naripaky ny [[Zelota|Zelôta]] sy ny [[Sikara]] izy ireo tamin'ny Ady voalohany nifanaovan'ny Jiosy sy ny
Taorian'ny fandravana ny [[Tempolin'i Jerosalema]] tamin'ny taona 70 dia tsy voaresaka firy intsony ny Sadoseo afa-tsy ao amin'ny [[Talmoda]]. Tamin'ny taonjato faha-7 dia nisy fikambanana notarihin'i Abu Isa (avy ao Ispahan) tao [[Persia]] izay nilaza tena ho Sadoseo<ref><small>S. Szyszman, ''Le Karaïsme'', éd. L'Âge d'Homme.</small></ref>. Ny [[karaisma]], tamin'ny fiantombohany tamin'ny taonjato faha-8, dia isan'ny mpanara-dia an'i Anan ben David izay mpikambana ao amin'ireo mitonon-tena ho Sadoseo ireo.
==== Taty aoriana ====
Mbola nisy ireo izay niresaka ny amin'i
Nisy soratra hita tamin'ny taona 1910, raha noheverina fa rava tanteraka ny fampianaran'ny Sadoseo hatramin'ny taonjato maro,
== Ny fampianarany sy ny finoany ==
==== Ny fampianarana ny lalàna ====
Ny antokon'ny Sadoseo dia antokon'olona avy amin'ny saranga ambony, izay tsy manaiky afa-tsy ny [[Torah|Tôrah]], ka mandà ny fivoasana sy ny fanitarana ny lalàna ataon'ireo [[mpanoradalàna]]. Mitsipaka ny fivoasan'ny Fariseo ny Torah, indrindra ny Talmoda naterak'izany, ny Sadoseo. Izao no amintinan'i Flavio
==== Ny any ambadik'izao fiainana hita maso izao ====
Miavaka amin'ny
Araka ny fampianaran'ny [[jodaisma]] mahazatra dia mankany amin'ny fanjakan'ny maty, any amin'ny [[Seola|Sheol]] ("fiainan-tsy hita", ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly malagasy protestanta]]) ny olona maty, ary mitoetra ao tahaka ny aloka. Ny [[Bokin'i Joba|Bokin'i Jôba]] dia ahitana izao soratra izao:
"<small>7</small> Tsarovy fa rivotra ny aiko: ary tsy hahita soa intsony ny masoko. <small>8</small> Tsy hahita ahy intsony ny mason'izay mijery ahy: Ny masonao hizaha ahy, fa tsy ho ao aho. <small>9</small> Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin'ny fiainan-tsi-hita tsy mba hiakatra intsony" (Joba 7.7-9).
I [[Henoka|Henôka]] (na
Ny Sadoseo koa dia tsy mino ny fisian'ny [[anjely]] izay heveriny fa fahadisoam-pandraisana ny sarinteny ilazana ny fahafahana sy hery ananan'Andriamanitra.
Andalana faha-58:
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====
* [[
*[[
* [[Mpanoradalàna]]
* [[
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]
* [[
* [[Jiosin'i Elefantina]]
|