Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''aorian'ny''' '''fahafatesana''']] na [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''']] dia fitohizan'ny fiainan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahannfivavahan'ny Grika sy ny RomanaRômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i EoropaEorôpa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zoroastrismazôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa.
 
== Jereo koa: ==