Hôsea (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Hosea (mpanjakan'i Israely) ho Hôsea (mpanjakan'i Israely) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|''Hôsea'Hosea''']] na [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|'''OseaÔsea''']] dia mpanjaka farany tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] izay nanjaka teo anelanelan'ny taona 732 sy 722 tal. J.K. I Ela no rainy (tsy i [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] mpanjaka).
 
== Ny anarany ==
Avy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe הוֹשֵׁעַ / ''Hôsheaʻ'' ny anarana hoe ''HoseaHôsea'' izay midika hoe "vonjeo". Mety fanafohezana ny hoe הוֹשֵׁעַיהו izay midika hoe "Mamonjy i Iahveh" (na "Mamonjy i Jehovah") na "Mamonje, ry Iahveh !" (na "Mamonje, ry Jehovah !"). Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe ''Ὠσηέ'' / ''Ôsêe'' ao amin'ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika). Ny [[Protestantisma eto Madagasikara|ProtestantaPrôtestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hosea'' fa ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|KatolikaKatôlika malagasy]] kosa ''OseaÔsea''.
 
== Ny tantarany ==
 
==== Fakana fitondrana ====
Tamin'ny taona 732 tal. J.K. dia nanao tetika hanesorana ilay mpaka fitondrana ankeriny atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) i HoseaHôsea ka namono azy sady niakatra teo amin'ny seza fiandrianan'i Israely hisolo azy.
 
==== Fiarahana tamin'i Egipta ====
Rehefa maty i [[Teglata-Falasara III]] tamin'ny taona 727 tal. J.K. dia niezaka nampitohy ny fifandraisany tamin'i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] mba hanafaka ny fireneny sy hisakana ny fandoavan-ketra tamin'ny [[Asiria|Asiriana]]. Nampitandrina an'i HoseaHôsea ny mpanjakan'i [[Asiria]] vaovao, dia i [[Salmanazara V]] (na Salmanesera) izay nanao fahirano an'i [[Samaria]] taty aoriana tamin'ny taona 724 tal J.K. nandritra ny telo taona<ref name=":0"><small>Françoise Briquel-Chatonnet, ''[https://books.google.com/books?id=4g9apDxKCXQC&pg=PA170 Les relations entre les cités de la côte phénicienne et les Royaumes d’Israël et de Juda]'', Peeters Publishers, 1992 (<nowiki>ISBN 9789068313796</nowiki>, [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D4g9apDxKCXQC%26pg%3DPA170 tahiry]])</small></ref>.
 
==== Faharavan'ny fanjakan'i Israely ====
Nesorin'i Salmanazara tamin'ny maha mpanjaka azy izyi Hôsea tamin'ny taona 722 tal J.K. ka nogadrany mandra-pahafatiny. Tsy nanana mpitondra ny vahoakan'i Israely ka lasa andevo sy natao [[Fahababoana tany Asiria|sesitany]] tany [[Ninive]]. Olona miisa 27.290 no lazaina fa natao [[Fahababoana tany Asiria|sesitany]], araka ny voasoratra ao amin'ny [[Baiboly]], ka nosoloana mpijirika babiloniana sy [[arameana]]<ref name=":0" />. Izany fotoana izany no namarana ny fisian'ny Fanjakan'i Israely sy ny foko folon'i Israely tao avaratra izay atao hoe [[Foko folo very|foko folo verin'i Israely]]<ref><small>''[[:fr:Encyclopédie_Larousse|Encyclopédie Larousse du XX<abbr>e</abbr> siècle]]'', Paris, 1932</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-23:
 
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona|Solômôna]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).
 
== Loharano ==