Razana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Razana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Misy ny vahoaka na foko manome fanajana manokana ny razana, na ny mbola velona izany na ny efa maty. Ny vahoaka na foko sasany indray tena [[Fivavahana amin'ny razana|mivavaka amin'ny razana]] na manompo ny razana mba hahazo fitahiana.
 
== Ny teny hoe ''razana'' ==
Raha raisina amin'ny maha [[voanteny]] [[Fiteny malagasy|malagasy]] azy ny hoe ''razana'' dia maro hevitra ka ireto ny sasany amin'izany:
 
* ireo izay nitaranaka ny maro taty aoriana, "ny ray aman-dreny niaviana fahagola"<ref><small>Régis Rajemisa-Raolisona, "Razana" in ''Rakibolana malagasy'', 1985.</small></ref>;
* ny olona maty;
* ny fanahin'ny olona maty.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Ray]]
* [[Reny]]
* [[Raibe]]
* [[Renibe]]
* [[Zanaka]]
* [[Zafy]]
* [[Zafiafy]]
* [[Zafindohalika]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==