Fanandroan-kintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-44:
 
== Ny zodiakan-kintana ==
Satria efa tsy mifanaraka amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy ireo evan'ny zodiaka mikisaka dia namaritra zodiaka manaraka ny antokon-kintan'ny zodiaka ny mpanandro sy ny mpahay kintana taty aoriana. Io no atao hoe zodiakan-kintana izay ahitana fitsinjarana roa ambin'ny folo ny zodiaka manontolo. Ny fari-danitry ny evan'ny zodiakan-kintana dia mitovy ka tsy mifanandrify habe amin'ny fari-danitra misy ny antokon-kintana tandrify azy tsirairay. Tsy misy anefa ny evan'ny zodiakan-kintana mitovy anarana amin'ny antokon-kintana Bibilava (''Ophiucus''). Ny fandalovan'ny masoandro ao amin'ny fari-danitry ny eva iray araka ny zodiaka mikisaka dia lasa aloha loatra ny raha mitaha amin'ny fandalovany ao amin'ny fari-danitry ny eva mitovy anarana aminy araka ny zodiakan-kintana, ka mahatratra saika iray volana eo izany fifandisoana izany.
 
=== Ny evan'ny Alahamady araka ny zodiakan-kintana ===