Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-26:
 
=== Evan'ny zodiaka ===
Notsinjaraina ho faritra roa ambin'ny folo mitovy ny zodiaka tamin'ny taonjato faha-5 ka samy manana 30° ny evan'ny zodiaka tsirairay izay mitovy anarana amin'ny antokon-kintana tokony hifanandrifindrify aminy. Ny roa ambin'ny folo amin'ireo ihany no mitovy anarana amin'ny antokon-kintan'ny zodiaka. Tsy isany ny ''Ophiuchus.'' Ny [[Alahamady]] (latina: ''Aries)'' no eva voalohany izay mifanandrify amin'ny faritry ny lanitra idiran'ny [[Masoandro]] ao amin'ny ekinoksa<ref><small>Ny '''ekinoksa''' dia fotona tokony hampitovy halava tanteraka ny andro sy ny alina (raha tsy niendrika kapila fa niendri-teboka ny masoandro) ka amin'ny 20 marsa (na 21 tsindraindray) sy amin'ny 22 Septambra (na 23 tsindraindray).</small></ref> amin'ny lohataona any amin'ny ila-bolantany avaratra (izany hoe 20 na 21 Marsa) izay fari-potoan'ny taom-baovao tao amin'ireony tetiandro maro tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
Izao ny anaran'izy ireo amin'ny fiteny latina sy malagasy sy [[Fiteny arabo|arabo]] ary [[Fiteny frantsay|frantsay]]: